Miroso amin’ny fanatanterahana ny fifidianana ben’ny tanàna sy mpanolon-tsain’ny tanàna ny eo anivon’ny Ceni taorian’ny fahataperan’ny fanaterana ny antotan-taratasin’ireo kandida teny anivon’ny OVEC. Kaominina roa amin’ireo 1 695 ihany nontsy nahitana kandida ho mpanolo-tsaina ka hiandrasana ny fanapahan-kevitry ny fitsarana.