Accueil Politique CENI : misedra olana amin’ny famaranana ny fanavaozana ny lisi-pifidianana

CENI : misedra olana amin’ny famaranana ny fanavaozana ny lisi-pifidianana

0
CENI : misedra olana amin’ny famaranana ny fanavaozana ny lisi-pifidianana

Misedra olana amin’ny famaranana ny lisi-pifidianana ny CENI raha ny nambaran’ny mpampakateny eo anivon’ity vaomiera ity. Nahitana fahasarotana ihany koa ankilany ny fampiakarana ireo lisitra vaovao avy eny ifotony. Ny fisian’ny valan’aretina coronavirus no antony iray lehibe nahatonga izany raha ny fanazavana.