CENI : nanao tatitra mahakasika ny fifidianana kaominaly

0

Tontosa androany ny tatitra nataon’ny CENI mahakasika ireo antontanisan’ ny filatsahan-kofidiana ho ben’ny tanàna sy mpanolotsain’ny tanàna mandritra ny fifidianana 27 novambra izao. Miroso amin’ny fifidianana toy ny kaominina rehetra ihany koa ankilany ireo kaominina tsy misy kandidà afa-tsy kandidà tokana raha ny fanazavan’i CENI.