Accueil Politique CENI : nanome 6 ora farany ny kandidà hanaraka lalàna

CENI : nanome 6 ora farany ny kandidà hanaraka lalàna

0
CENI : nanome 6 ora farany ny kandidà hanaraka lalàna

Tapaka nandritra ny fivoriambe tsy ara-potoana notontosain’ny CENI androany fa omena 6 ora manomboka rahampitso maraina ny kandidà sy ireo mpanohana azy hanala ireo afisy fampielezan-kevitra napetraka amin’ny toerana tsy tokony hametrahana izany. Aorian’io 6 ora dia hisy avy hatrany ny sazy hampiarina

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici