Accueil Politique CENI : tsy maintsy miroso amin’ny fifidianana isika

CENI : tsy maintsy miroso amin’ny fifidianana isika

0
CENI : tsy maintsy miroso amin’ny fifidianana isika

Tsy tokony rohitina hanemorana ny fifidianana ny tsy fahatomombanana tsikaritra nandritra ny AUDIT nataon’ny OIF teto Madagasikara hoy ny filohan’ny CENI. Azo ampiasana hanatanterahana ny fifidianana ny lisitra sy ny lalàna mifehy izany raha ny fanazavana. Nanamafy ny tokony hirosoana amin’ny fifidianana ihany koa ireo mpisehatra samihafa.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici