Accueil Politique CENI : tsy misy izany kandidàm-panjakana izany

CENI : tsy misy izany kandidàm-panjakana izany

0
CENI : tsy misy izany kandidàm-panjakana izany

Nandritra ny fihaonana tamin’ny mpisehatra amin’ny fifidianana no nanamafisan’ny CENI fa tsy misy izany kandidàm-panjakana izany ary tsy tokony hisy hilaza ho natolotry ny fanjakana na iray aza ireo kandidà solombavambahoaka. Nisy ihany koa androany ny famelebelarana ny amin’ny hanaovana lisi-pifidianana biometrika

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici