CENI : Valandresaka nanaporofo ny ahiahin’ny maro

0

Voaporofo nandritra ny valandresaka nataon’ny CENI ny alarobia teo teny amin’ny foibe toerany teny Alarobia ny ahiahin’ireo fiarahamonim-pirenena sy Antoko politika mahakasika ny fikasian’ity Vaomiera Mahaleotena mikarakara ny fifidianana ity ny lisi-pifidianana amin’ny fotoana ivelan’ny voalazan’ny lalàna.