CEPE sy BEPC : mizotra araka ny tokony ho izy ny fanomanana

0

Tontolon’ny fampianarana, ny fahatsaran’ny voka-panadinana CEPE sy BEPC tamin’ny taona lasa no nahatonga ny fihenan’ny isan’ny mpiadina amin’ireo fanadinam-panjakana ireo hoy ny tomponandraikitra avy amin’ny minisiteran’ny fanbeazam-pirenena. Mizotra araka ny tokony ho izy ankilan’izay ny fanomanana ireo fanadinana ireo.