CFM : miroso amin’ny « réparation de carrière »

0

Nanomboka androany ny Assemblée générale eo anivon’ny CFM na ny Filankevitry ny fampihavanana Malagasy izay tokony hatao isaky ny 3 volana araka ny voalazan’ny lalàna velona eto amintsika. Isan’ny hatao laharam-pahamehana amin’ny lahadinika ny « Réparation de carrière », hoy ny filohan’ity filankevitry ny fampihavanana Malagasy ity.