» Championnat de Madagascar Karting 2019″: hotontosaina amin’ny Alahady

0

Ho tontosaina ny faha-12 ny volana may ho avy izao ny 1ere Manche amin’ny  » Championnat de Madagascar Karting 2019″. Ny eo anivon’ny FSAM no mikarakara ny hetsika.