Accueil Société CIM : nisy ny lamina vaovao napetraka

CIM : nisy ny lamina vaovao napetraka

0
CIM : nisy ny lamina vaovao napetraka

Tsy tokony hisy intsony ny filaharana amin’ny fikarakarana taratasy eny amin’ny CIM Ambohida. Manomboka izao, araka ny lamina napetraka, tsy maintsy amin’ny alalan’ny Rendez-vous na fakana fotoana no ahafahan’ny olona tonga eny an-toerana mikirakira taratasy familiana fiarakodia.