Claudine RAZAIMAMONJY : asa an-terivozona 7 taona sy lamandy 100 tapitrisa Ariary

0

Nivoaka omaly teny amin’ny PAC 67 Ha ny fitsarana an’i Caludine RAZAIMAMONJY. Asa an-terivozona mandritra ny 7 taona sy lamandy 100 Tapirisa Ariary no sazy azony. Na izany aza, tokony hisokatra ny fanadihadiana ho an’ireo mpiara-miasa sy mpiray tsikombakomba aminy mba ho tany tan-dalàna tokoa i Madagasikara.