CNFPPSH : tontosa ny fampiofanana ireo mpikambana miisa 50

0

Mpikambana miisa 50 eny anivon’ny CNFPPSH no nahavita fiofanana naharitra roa andro. Tanjona aorian’izao fampiofanana izao ny ahafahan’ireo mpiofana miatrika asa tena avy hatrany.