Accueil Société Collectif Tany sy CRAAD – OI : maneho ny ahiahiny manoloana ny tetikasa Bas Mangoky

Collectif Tany sy CRAAD – OI : maneho ny ahiahiny manoloana ny tetikasa Bas Mangoky

0
Collectif Tany sy CRAAD – OI : maneho ny ahiahiny manoloana ny tetikasa Bas Mangoky

Manoloana ny fampitam-baovao navoaky ny Ministeran’ny fiompiana sy ny fambolena ary ny Jono ny volana Janoary lasa teo, namoaka fanambarana ny eo anivon’ny Collectif Tany sy ny CRAAD-OI naneho ny ahiahin’izy ireo. Isan’ny teboka mampiahiahy azy ireo ny resaka tany sy ny fiainan’ireo mponina voakasik’izany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici