Commission consultative : nanao tatitra tamin’ireo mpiara-miombon’antoka

0

Omaly maraina no notontosaina teny amin’ny foibe toeran’ny CENI eny Alarobia ny tatitry ny asa nataon’ilay « commission consultative » nanolotra soso-kevitra ho fanatsarana ny lalàna mifehy ny fifidianana tamin’ireo mpiara-miombon’antoka aminy, toy ny firaisamonim-pirenena, antoko politika ary olompirenena.