COMMUNE RURALE VOHILAINGO: nahazo baka vaovao

0

Nisitraka baka vaobao avy amin’ny fitondram-panjakana ny tao amin’ny kaominina Vohilaigo, Distrikan’ny Fenoarivo Atsinanana. Etsy ankilany maro ny foto-drafitr’asa hanomboka afaka fotoana fohy araky ny nambaran’ny Filohan’ny Repoblika nandritry ny fandalovany tany an-toerana.