Accueil Société Coronavirus : mpianatra ho zandary 5 any Ambositra, 22 any Moramanga no marary

Coronavirus : mpianatra ho zandary 5 any Ambositra, 22 any Moramanga no marary

0
Coronavirus : mpianatra ho zandary 5 any Ambositra, 22 any Moramanga no marary

Mpianatra ho zandary eo anivon’ny sekolin’ny zandarimariam-pirenena miisa 5 ao Ambositra ary 22 any Moramanga no fantatra hatreto fa mitondra ny tsimok’aretina Coronavirus amin’izao fotoana izao araka ny tatitra avy eo anivon’ny zandarimaria. Mitotaly 263 kosa ireo mpianatra mitondra ny soritr’aretina eny anivon’ny sekolin’ny zandarimaria any Ambositra.