Cour des comptes

0

Ny JIRAMA sy ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena no tena nahitana ny gaboraraka be indrindra teo amin’ny sehatry ny fitantanambolam-panjakana ny taona 2015 sy 2016. Amina miliara maro no vola tsy fantatra mazava ny nalehany raha ny tatitra navokan’ny Cours des compte na ny Fitsarana momban’ny kaonty ny maraina teo.