Accueil Société Covid 19 : miampy ny fepetra mihatra eto Madagasikara

Covid 19 : miampy ny fepetra mihatra eto Madagasikara

0
Covid 19 : miampy ny fepetra mihatra eto Madagasikara

Manoloana ny fivoaran’ny fiparitahan’ny valan’aretina Covid 19 maneran-tany, ankoatry ny fanapakevitra noraisin’ny filohan’ny Repoblika nandritry ny kabariny ny faran’ny herinandro teo, fepetra maromaro no manampy izany entina misoroka ny fidiran’ny Covid 19 eto Madagasikara. Araho ao anatin’ny fanadihadiana ary ny antsipirihin’izay.