Accueil Société Covid-19 : mihoatra ny fetra isan’andro ny « singa » tonga eny amin’ny « Laboratoires »

Covid-19 : mihoatra ny fetra isan’andro ny « singa » tonga eny amin’ny « Laboratoires »

0
Covid-19 : mihoatra ny fetra isan’andro ny « singa » tonga eny amin’ny « Laboratoires »

Isany mampitarazoka ny fivoahan’ny valin’ny fitiliana ny fahabetsahan’ny «singa » tonga eny amin’ireo Laboratoire misahana ny fanatontosana fitiliana Covid-19.  Ho an’ny LA2M na ny « Laboratoire d’Analyses Médicales Malagasy » manokana ohatra, araky ny nambaran’ny tomponandraikitra androany, nandritry ny séance de briefing des médias sur le COVID 19 à Madagascar, saika avo roa heny amin’ny fetra zaka ihany ny singa tonga eny amin’izy ireo isan’andro.