Accueil Société Covid-19 : niampy 4 ireo voamarina fa mitondra ny tsimok’aretina

Covid-19 : niampy 4 ireo voamarina fa mitondra ny tsimok’aretina

0
Covid-19 : niampy 4 ireo voamarina fa  mitondra ny tsimok’aretina

 

Hatramin’ny 1 ora tolak’andron’ny 26 martsa 2020 teo, nitombo 4 indray ireo olona  voamarina fa tratry ny Covid-19, araka izany niakatra 23 ny isan’ny olona nahitana ny  valan’aretina Covid-19 tao anatin’ny 3 andro.