Accueil Société CPCTRV – Gare routière Maki : hitokona raha tsy voavaly anatin’ny 24 ora ny fitakiana

CPCTRV – Gare routière Maki : hitokona raha tsy voavaly anatin’ny 24 ora ny fitakiana

0
CPCTRV – Gare routière Maki : hitokona raha tsy voavaly anatin’ny 24 ora ny fitakiana

Hitokona manomboka anio ny fikamban’ny mpitatitra sy lehibe-na kaoperativa ao amin’ny gare routiere Maki raha tsy voavaly ny fitakian’izy ireo. Isan’ny fitakian’izy ireo amin’izany ny fanalàna ny fefy fanitso amin’ny ampahan’ny gare routière.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici