Accueil Société CUA : nisitraka fampitaovana avy amin’ny Frantsay

CUA : nisitraka fampitaovana avy amin’ny Frantsay

0
CUA : nisitraka fampitaovana avy amin’ny Frantsay

Taorian’ny fampitaovana ny Zandarimariam-pirenena ho fanatsarana ny fandriam-pahalemana eto Madagasikara, nanolotra fanomezana ho an’ny Kaominina Antananarivo renivohitra ihany koa ny Région îles de France, tamin’ny alalan’ny Masoivoho Frantsay, monina sy miasa eto Madagasikara androany. Ny eo anivon’ny Kaominina izay isan’ireo mifanerasera betsaka amin’ny olona noho ny asany andavanandro, indrindra amin’izao fiparitahan’ny Coronavirus izao.