Accueil Politique CUA : tafapetraka ny lehiben’ny fibaikona ny polisy monisipaly sy ny mpamonjy voina vaovao

CUA : tafapetraka ny lehiben’ny fibaikona ny polisy monisipaly sy ny mpamonjy voina vaovao

0
CUA : tafapetraka ny lehiben’ny fibaikona ny polisy monisipaly sy ny mpamonjy voina vaovao

Tafapetraka tamin’ny fomba ofisialy androany ny lehiben’ny fibaikona ny polisy monisipaly sy ny lehiben’ny sampana mpamonjy voina vaovao eto Antananarivo renivohitra. Namafisin’ny ben’ny tanàna nandritra ny fandraisam-pitenenany fa tokony ho hentitra amin’ny fanatanterahany ny asany anatin’ny fanarahan-dalàna izy ireo, hamerenana ny hasin’ny tanànan’Antananarivo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici