Accueil Société CUA: tsy manaja ny fifanarahana tamin’ireo mpivarotra

CUA: tsy manaja ny fifanarahana tamin’ireo mpivarotra

0
CUA: tsy manaja ny fifanarahana tamin’ireo mpivarotra

Mivoaka tsikelikely ny fifanarahana ambadika nataon’ny kominina Antananarivo renivohitra tamin’ireo mpivarotra manamorona ny trottroir eo an-dohan’Analakely izay tafiditra anatin’ny trano vy na box mena ankehitriny. Raha toa ka efa nifanaraka izy ireo teo aloha, tadiavin’ny kominina esorina avokoa ireo mpivarotra ireo ankehitriny. Ireto farany izay mitsipaka io fanapahan-kevitra io.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici