Dinam-pifanarahana ho an’ireo kandidà ho Filohampirenena : tsy ampy antsasa-manilan’ izy ireo no nanao sonia

0

Tsy ny antsasa-manilan’ireo kandida nilatsaka ho Filohampirenena akory no nanaiky nanao sonia ilay fifanarahana mifehy fitsipim-pitondran-tena mialoha, mandritra ary aorian’ny fifidianana. Omaly 7 oktobra no fepotoana farany napetraky ny CFM hahafahana manao sonia io fifanarahana io.

REPONDRE

Please enter your comment!
Please enter your name here