« Direction Générale du Fonds National Foncier » : hamahàna ny olana momba ny fananan-tany

0

Hamafisina amin’ny alalan’ny DGFNF na ny filan-kevi-pitantanana ny tahirimbolam-pirenena nasionaly eo anivon’ny sehatry ny fananantany, ny fanatanterahana ny fanavaozana ny fitantanan-draharaha mahakasika ny fananantany eto Madagasikara. Tanjona ny hampivoarana ny tontolon’ny fananantany raha ny fanazavana.