Accueil Politique Disadisa tany Vohémar : nametraka fitoriana androany ny Lehiben’ny Distrika any an-toerana

Disadisa tany Vohémar : nametraka fitoriana androany ny Lehiben’ny Distrika any an-toerana

0
Disadisa tany Vohémar : nametraka fitoriana androany ny Lehiben’ny Distrika any an-toerana

Taorian’ny disadisa nitranga teo amin’ny Lehiben’ny Distrikan’i Vohémar sy kandidà Solombavambahoaka vitsivitsy tao amin’ny Kaominina Ampanefena, Distrikan’i Vohémar ny andron’ny Alahady faha-26 may lasa teo, nametraka fitoriana ireo kandidà solombavambahoaka ireo eny amin’ny fitsarana ny Lehiben’ny Distrikan’i Vohémar.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici