Distrika Fenerive-Est – kaominina Vohilengo : andramena 59 saron’ny zandary

0

Bolabolana andramena miisa 59 indray no saron’ny zandarimariam-pirenena tao amin’ny kaoinina Vohilengo ao anatin’ny distrikan’i Fenoarivo Atsinana ny faran’ny herinandro teo. Ny fitazomana azy ireto izay tsy mbola nanaovana fanambaran-tahiry.