Doing Business 2018: Nivoatra i Madagasikara saingy mbola mila ezaka

0

Niroso ny laharana misy an’i Madagasikara amin’ny tatitry navoakan’ny Banky iraisam-pirenena mikasika ny fandraharahana na ny classement Doing Business ho an’ny taona 2018. Nisy ny fivoarana saingy mbola misy ny ezaka tokony hatao. Ny famoronana orinasa sy ny fahafahana mindram-bola no nahitana io fivoarana io.