E.D. Andriamalala : 100 taona androany

0

Tsaroana manokana amin’ity omaly ny faha -100 taona nahaterahan’i ED Andriamalala, mpanoratra Malagasy manana ny nampiavaka azy manokana. Nisy ny fanamarihana manokana ity daty ity izay mifanindry andalana amin’ny herinandron’ny Havatsa UPEM na fikambanan’ny mpanoratra sy poeta Malagasy.

REPONDRE

Please enter your comment!
Please enter your name here