« ECO – ECOLE » : nibata fandresena i Madagasikara

0

Nandresy ary nibata ny amboara ny solotenan’ny mpianatra avy eto Madagasikara raha nifaninana tamin’ny Seychelle, Maurice sy Comore amin’ny tetikasa fiarovana ny tontolo iainana, amin’ny alalan’ny angovo azo havaozina. Tombony ho antsika izany ary fakan-tahaka ho an’ny rehetra manoloana ny fiovaovan’ny toetrandro.