« Ecoles Numériques » eto Madagasikara : hiampy 15 hatramin’ny taona 2020

0

Mitohy hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena sy ny sehatra tsy miankina. Ho fanatsarana ny kalitaon’ny fanabeazana eto Madagasikara, notanterahana androany ny fifanaovan-tsonia fotohizan’ny fiaraha-miasa eo amin’ny MENETP sy ny fondation Orange hanitarana ny « Ecoles Numériques ».