EDITO

0
EDITO

Miady amin’ireo karazan’asa sahy manohitra amin’ny fomba ara-dalàna ity fitondrana ity ny governemanta Mahafaly. Mamaky ady amin’ny mpanao gazety ny minisiteran’ny serasera, miantsy ady amin’ny sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara ny governemanta iray manontolo, tsy apetraka amin’ny fomba ofisialy eny anivon’ny antenimieram-pirenena ny mpanohitra. Ho fifehezana ny fifidianana manaraka sy ho fiarovana tombotsoa manokana no anton’izany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici