Accueil Politique EDITO du 01 juillet 2019

EDITO du 01 juillet 2019

0
EDITO du 01 juillet 2019

Niavaka sy mendrika ny fankalazana ny faha-59 taona niverenan’ny fahaleovantena. Ho tafita amin’ny dingana manaraka amin’ny CAN 2019 ny Barea. 16 no namoy ny ainy, ampolony maro ireo naratra vokatry ny fifanosehana tetsy Mahamasina ny andron’ny 26 jona, izay noraisin’ny fitondram-panjakana an-tanana avokoa ny fitsaboana ny maratra sy ny fikarakarana ireo namoy aina. Tantely amam-bahona tokoa ny fiainana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici