Accueil Société Edito du 24 aogositra 2019

Edito du 24 aogositra 2019

0
Edito du 24 aogositra 2019

Tsy mitoetra intsony ho an’ny mpitantana ny tananàn’ Antananarivo ny filamatra hoe : ny arabe ho an’ny fiarakodia, ny sisin-dalana natokana ho an’ny mandeha an-tongotro ary ny tsena no toeram-pivarotana fa dia nomeny fahazoan-dalana hanohy ny gaboraraka hanoko entam-barotra eny amoron-dalana ny mpivarotra. Fanazaran-dratsy hakany @ fanakorontanana, izay tsy azo ekena n’a inona fanamarinan-tena ataon’ny mpitantana an’Antananarivo Renivohitra.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici