Editorial

0

Variana any amin’ny firongatry ny valan’aretina pesta avokoa ny sain’ny mpanara-baovao amin’izao fotoana izao. Ny adino anefa, raha toa nanaja ny fahadiovana ny tsirairay ary nanatanteraka ny asany ny manam-pahefana, tsy tonga amin’izao henatra bevava izao ny firenena sy ny vahoaka Malagasy. Efa mieritreritra ny aorian’ny pesta ary ve izany ny mpitondra ankehitriny?