Eléction

0

Faritra 8 amin’ireo 22 misy eto Madagasikara no efa vita amin’ny antsakany sy andavany ny fanontana ny bileta toana hampiasaina mandritra ny fifidianana kaominaly ho avy izao. Manana hatramin’ny 12 Novambra izao ity ivon-toerana hamitanha ireo bileta tokana ireo.