Accueil Politique Emmanuel MACRON sy Donald TRUMP : niarahaba ny Filohan’ny Repoblika sy ny vahoaka Malagasy

Emmanuel MACRON sy Donald TRUMP : niarahaba ny Filohan’ny Repoblika sy ny vahoaka Malagasy

0
Emmanuel MACRON sy Donald TRUMP : niarahaba ny Filohan’ny Repoblika sy ny vahoaka Malagasy

Nandefa taratasy fiarahabana ho an’ny filohan’ny repoblika sy ny vahoaka Malagasy tsy vakivolo ny filoha Frantsay, Emmanuel MACRON, sy ny Filoha Amerikana Donald Trump amin’izao fankalazana ny faha-59 taona niverenan’ny fahaleovan-tena izao. Nanamafy ny hanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena Amerikana sy Frantsay ireto farany, araka ny taratasy nalefan’izy ireo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici