Accueil Politique ENMG: Nesorina ilay DAF voasaringotra amin’ny resaka kolikoly, averina ny fanadinana.

ENMG: Nesorina ilay DAF voasaringotra amin’ny resaka kolikoly, averina ny fanadinana.

0
ENMG: Nesorina ilay DAF voasaringotra amin’ny resaka kolikoly, averina ny fanadinana.

Haverina amin’ny andro tsy mbola voafaritra ny fifaninanana hidirana ho mpitsara sy mpiraki-draharaha notontosaina tamin’ity volana ity. Noesorina tamin’ny toerany ihany koa ilay tale misahana ny fitantanana ara-bola eo anivon’ny sekoly ambony ENMG izay voasaringotra amin’ny raharaha kolikoly hampidirana mpianatra.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici