Accueil Société EPP manara-penitra Beandrarezona : ho vitaina ao anatin’ny 60 andro

EPP manara-penitra Beandrarezona : ho vitaina ao anatin’ny 60 andro

0
EPP manara-penitra Beandrarezona : ho vitaina ao anatin’ny 60 andro

Napetraka tamin’ny fomba ofisialy ny vatofototra hananganana ny EPP manara-penitra ao amin’ny Koaminina Beandrarezona. Fananganana fotodrafitr’asa izay tafiditra ao anatin’ny Politika ankapoben’ny fanjakana amin’ny fanatsarana ny tontolon’ny fampianarana sy ny fanabeazana, amin’ny alalan’ny ministera tomponandraikitra.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici