Accueil Société EPP Mangotroke – Toliara : tafo lanitra, tsy misy dabilio, mpampianatra tsy mandray karama

EPP Mangotroke – Toliara : tafo lanitra, tsy misy dabilio, mpampianatra tsy mandray karama

0
EPP Mangotroke – Toliara : tafo lanitra, tsy misy dabilio, mpampianatra tsy mandray karama

EPP Mangotroke, any amin’ny faritra Atsimo Andrefana, sekoly izay tsy misy efi-trano fa eo am-body hazo ireo mpianatra no mianatra. Enin-taona ihany koa ny mpampianatra azy ireo tsy nandray tambin-karama.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici