Ezaka ho an’ny fampandriana fahalemana : basy an-jatony no nopotehina ampahibemaso

0

Notanterahina omaly ny famotehana ireo basy tsy ara-dalàna sy tratra nandritra ny hetsika fampandriana fahalemana manerana ny nosy. Fanehoana ny finiavan’ny fitondram-panjakana hiady amin’ny tsy fandriam-pahalemana no anton’izany. Hetsika izay voalohany teo amin’ny tantaram-pirenena.