Factuel Analakely et ambiance

0

Namono lolo vao maraina saingy nilefitra rehefa atoandro. Izay ny zava-nitranga teny Analakely omaly maraina manoloana ny hetsik’ireo Solombavambahoaka sy ny fandraisana ny vatana mangatsiakan’ireo namoy ny ainy. Tsy nisy ny fifandonana, tafiditra tao amin’ny lapan’ny tanàna ny olona , ny Solombavambahoaka ary ny razana.