Factuel Famangiana

0

Tonga teny amin’ny Parvis Analakely niara ory tamin’ireo mana-manjo nahafoy ny ainy ho an’ny tanindrazana ireo mpitarika antoko politika toa ny Filohan’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga, ny Filohan’ny Tetezamita teo aloha Andry Rajoelina sy ny Filoha teo aloha Ravalomanana. Tao anatin’ny filaminana no nanatanterahana izany.