Fahafatesana mpianatra ho manamboninahitra : hisy fanadihadiana lalina

0

Nitondra fanazavana manoloana ny tranga nahafatesana mpianatra ho manamboninahitra mpanamory tany amin’ny Akademia miaramila Antsirabe ny fiandohan’ny herinandro teo minisitry ny fiarovam-pirenena androany. Isany notsindriny manokana ny resabe anaty tambazotran-tserasera mahakasika ny fisian’ny faritra mangana amin’ny vatan’ity mpianatra ity.