Fahasalamana : efa mijoro ny holafitry ny « Psychologue » eto Madagasikara

0

Efa nijoro ary miasa avy hatrany ny holafitry ny Psychologue eto Madagasikara. Ireto farany izay nanamafy fa maro ireo misandoka ho Psychologue ka mety hisy fiatraikany ratsy amin’ireo olona raisina an-tanana.