Accueil Société Fahatapahan-jiro matetika : an-dalana ny famahana izany

Fahatapahan-jiro matetika : an-dalana ny famahana izany

0
Fahatapahan-jiro matetika : an-dalana ny famahana izany

Vola mitentina 1,6 miliara Ariary . Izay no entina hanarenana ny olan’ny fotodrafitrasa amin’ny ankapobeny eo anivon’ny JIRAMA ao anatin’ny fotoana fohy. An-dalana ny famahana ny olan’ny delestazy. Androany, nidina ifotony nijery ny zava-misy teny amin’ny centrale Ambohimanambola ny minisitra mpisolo toerana tomponandraikitra.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici