Fahatongavan’i Pape : efa milamina avokoa ny fandrindrana rehetra

0

Efa tomombavana avokoa amin’ny ankapobeny ireo fepetra rehetra handraisana ny vahiny indrindra fa ny toerana lehibe eny Soamandrakizay izay efa eo amparamparanana amin’izao fotoana izao, fepetra maro samihafa no noraisina mandritra ity fahatongavan’i Pape ity.