Fahatratrarana andramena tany Singapour : mifoha eny amin’ny fitsarana ny raharaha ankehitriny

0

Mifoha eny anivon’ny Haute Cour de Justice ny raharaha momba ny fanondranana bolabolana andramena antsokosoka izay nataon’ireo tomponandrakitra ambony teto amin’ny firenena tamin’ny fitondrana teo aloha.Bolabolana andramena miisa 30 000, miteti-bidy hatramin’ny 50 tapitrisa dolara tratra tany Singapour.